• Alarobia 03 Martsa 2010
Kitra – FIFA.FMF Tonga soa i Joseph Blatter

Omaly talata 02 martsa tamin’ny fiafaran’ny tolakandro, manodidina ny tamin’ny dimy ora sy fahatelony, adiny iray nialoha ny ora voatondro no nigadona teny Ivato ny fiaramanidina manokana nitondra ny filohan’ny FIFA (federasiona iraisam-pirenena momba ny baolina kitra), Joseph Blatter sy ireo mpiara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Martsa 2010
Sport.Kitra – Fitokanana : Ho tonga anio hariva i Joseph Blatter

Higadona eto amintsika anio hariva amin’ny 6 ora sy 20 ny fiaramanidina manokana hitondra ny delegasionan’ny Fifa tarihin’ny filohany Joseph Blatter, hitokana ireo fotodrafitrasa telo tafiditra tamin’ny tetikasa Goal.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Martsa 2010
Sport.Kitra – CHAN 2 : Mpilalao efatra hafa nantsoina hanatevina ny Barea

Nanomboka omaly ary hitohy hatrany amin’ilay fihaonana amin’i Angola ny 14 martsa izao, tafiditra amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika (CHAN andiany faha-2) ny fampivondronana ny Barea.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Martsa 2010
Sport.Ajesaia – Uss Tamponnaise : Ny federasiona no hanefa ny fandoavana ny sazy

Niteraka resabe tokoa ny vokatr’ilay korontana nandritra ny lalao nihaonan’ny Ajesaia sy USS Tamponnaise tetsy Mahamasina ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Martsa 2010
Sport.Amboaran’i CAF Orange Nifarana tamin’ny vokatra sahala ny dian’ny As Adema

Nifarana teo amin’ny dingan’ny savaranonando ny dian’ny As Adema amin’ny fiatrehany ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Martsa 2010
Sport.Kitra – Tompondakan’i Afrika Resy tao anaty savorovoro ny Ajesaia

Sambany indray feno i Mahamasina saingy nosembanin-drahona nahitana savorovoro ny lalao miverina nihaonan’ny Ajesaia tamin’ny USS Tamponnaise tafiditra amin’ny lalao savaranonandon’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika andiany faha-14.

Hamaky ny tohiny
FTT