• Alatsinainy 01 Martsa 2010
Sport.Rugby – 3FB Notokanana ny tsangambato faha-45 taona

Fotoam-pivavahana teny amin’ny Aumônerie protestanta sy fitokanana tsangambato tetsy amin’ny HJRA Ampefiloha no nisantaran’ny 3FB (Firaisana-Fanatanjahantena-Fahasalamam-bahoaka) sampana rugby ny faha-45 nisiany ny sabotsy teo (27 febroary 1965 - 27 febroary 2010).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2010
Sport.Kitra – Fifaninanana afrikanina Hanampy ny As Adema sy Ajesaia ny Orange

Taorian’ny faharaiketan’ny fiaraha-miasa fanohanan’ny orinasam-pifandraisan-davitra iraisam-pirenena Orange ny Caf mandritra ny valo taona dia efa nanomboka nisesy lany koa tato ho ato ny fanohanan’ny Orange Madagascar ny kitra Malagasy amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2010
Sport.Volley – Tompondakan’Analamanga Raikitra ny famaranan’ny junior lahy sy vavy

Efa hamarana tanteraka ny fiadiana ny tompondakany ry zareo ao amin’ny ligin’Analamanga taranja volley amin’ireo sokajy tsy mbola nahavita izany ho an’ny taom-pilalaovana 2009 lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2010
Sport.World Wrestling Professional Mpitolona dimy lahy sy vavy iray hiofana any Afrika atsimo

Afa-po tamin’ny fandalovana voalohany sady savalalana mikasika ny tetikasa hampihariny eto Madagasikara ireo manampahaizana roa lahy avy amin’ny World Wrestling Professional (WWP), i Abdul Kader, filohan’ny fikambanana sy i Mark Beale, tale mpanatanteraka, izay mpikarakara irony fifaninanana catch na tolona natokana ho an’ny matihanina irony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Febroary 2010
Sport.Can Angola 2010 : Anaram-boninahitra fanineniny ho an’ny Faraona

Nifarana omaly tao amin’ny Kianjan’ny 11 Novambra ao Luanda (Angola) ny andiany faha-27 amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika. Nandrombaka ny anaram-boninahitra fanineniny ny Faraonan’i Egypte (1957, 1959, 1986, 2006, 2008, 2010).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Febroary 2010
Sport.Cross country – Antananarivo renivohitra: Tompondaka i Fabien sy Florence

Nanjakan’ny klioban’ny 3FB sy Cabeva ny fiadiana ny tompondakan’ny seksiona Antananarivo renivohitra amin’ny Cross Country natao omaly teny Ankatso.

Hamaky ny tohiny
FTT