- Sabotsy 23 Janoary 2010
Sport.Rugby – Seksiona Antananarivo renivohitra : Lalao D1 dimy no hanamarika ny andro faha-23 anio
Mbola mitohy hatrany ireo fifaninanana tafiditra amin’ny fiadiana ny tompondakan’ny seksiona Antananarivo renivohitra amin’ny taranja rugby, tafiditra amin’ny taom-pilalaovana 2009 lasa iny.
Hamaky ny tohiny
