- Talata 23 Martsa 2010
Sport.Kitra : Lasa niofana any Egypta i Franck
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nanatontosa fifaninanana entina hamaritana ny filaharana nasionaly vaovao ny federasiona malagasin’ny lomano (FMN) omaly tetsy amin’ny ANS Ampefiloha.
Hamaky ny tohinyFanatanjahantena mekanika, fialambolin’ny mpianakavy no haroson’ny Madavision mpikarakara ny “Fast and Furious” izay hiditra amin’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara hatao etsy amin’ny Marais Masay ny 5 aprily, alatsinain’ny Paska izao.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe tokoa ny fanendrena ireo mpanazatra sy mpilalao mandrafitra ny ekipa hisolo tena ny ligin’Analamanga amin’ilay fifaninanana «Challenge national U22» izay hiainga avy amin’ny fifanintsanana isam-paritra.
Hamaky ny tohinyVoatendry tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ireo lehiben’ireo komitim-paritra (comité local) hisolo ny toeran’ireo talem-paritry ny fanatanjahantena sy ny tanora eny anivon’ireo faritra 22.
Hamaky ny tohiny