• Zoma 12 Martsa 2010
Sport.Judo – FMJ Ho avy ireo fiofanana sy fifaninanana iraisam-pirenena

Nivory omaly ary namoaka fandaharam-potoana goavana hanamarika ity taom-pilalaovana 2010 ity ny federasiona malagasin’ny judo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2010
Sport.Natathlon – Dingana Faharoa Nampisongadina ny “Moufia Aquatik” i Nomena

Mbola tsara hatrany aloha ny vokatra azon’i Andrianirina Lalanomena Anthony izay miatrika ilay fifaninanana lomano ho an’ireo sokajy zandriny na ny “natathlon” izay efa niditra tamin’ny dingana faharoa ny fifanintsanana ny 28 febroary teo tao amin’ny dobo filomanosan’i St André mirefy 50 metatra any La Réunion.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2010
Sport.Tenisy - Gasyla Gasyva Hatsaraina ny andiany fahatelo

Hiditra amin’ny andiany fahatelo sahady ny 27 martsa izao eny Ankatso ilay fifaninanana GasyLa GasyVa izay natokana ho an’ireo katitakely latsaky ny 10 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Martsa 2010
Sport.Afrobasket Men 2011

Ny 17 martsa no hamantarana ny mpampiantrano

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Martsa 2010
Sport.Tenisy ambony latabatra – Tompondaka eran-tany Hiazo an’i Moscou i Ndimby sy Tahiry

Notontosaina ny sabotsy teo tetsy amin’ny efitrano kelin’ny lapan’ny fanatanjahantena ny fifaninanana sivana farany namaritana ireo mpilalao roa senior lehilahy hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany isan-tarika hatao any Moscou ny 23-30 mey izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Martsa 2010
Sport.Kitra – CHAN 2 Lavon’ny Barea 3-1 ny ASCUM

Niatrika ny lalao fitsapana faharoa ny Barea omaly nihaona tamin’ny ASCUM, ekipan’ny Kaominina Mahajanga, tao amin’ny kianja Rabemananjara, tafiditra amin’ny fanomanana ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika andiany faha-2 (CHAN) izay hihaonan’ny Barean’i Madagasikara amin’ny Palanças Negras avy any Angola ny 14 martsa izao any Mahajanga ihany.

Hamaky ny tohiny
FTT