• Alatsinainy 08 Martsa 2010
Sport.Minisiteran’ny fanatanjahantena Nanampy fanindroany an’i Talas

Tonga nitsidika an-dRaharison Stanislas (Talas) teny amin’ny hopitaly Befeletanana omaly tolakandro ny minisitry ny fanatanjahantena Ramamonjisoa Virapin nitondra fanampiana taorian’ny tsy maintsy nanapahana ny tongotra (lohalika noho midina) havanan’ity kintan’ny lavalava fahiny ity noho ny fitaran’ny fery satria voan’ny diabeta ny lehilahy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2010
Sport.Baskety – Big Tournament Fantatra ireo hanao ny famaranan’ny U20 sy U18 zazalahy

Notontosaina ny alarobia teo tetsy amin’ny kianjan’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary ireo lalao manasa-dalana ho an’ireo sokajy U20 sy U18 zazalahy izay hany sisa tsy vita entina hamaritana ireo hiatrika ny famaranaa hatao ny faran’ny herinandro izao etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2010
Sport.Kitra – Inter-cooperatives Hafana ny famaranana etsy Mahamasina

Taorian’ny “Taxi Foot” dia ny “Inter-cooperatives” ho an’ireo taxi-be indray no malaza. Hotontosaina ny alahady izao etsy Mahamasina ny lalao famaranana sy ny fiadian-toerana laharana fahatelo amin’ilay fifaninanana “Tournoi Firaisankina Inter-Cooperatives” izay karakarain’ny koperativa Cotral mitrandraka ny zotra 129 mankeny Ambohipo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2010
Kitra – Fifa .Fmf Nampian’i Blatter hametraka ny dian-tanany i Ahmad

Nizotra tsara araka ny tokony ho izy ny fitokanana ireo fotodrafitrasa telo sosona tafiditra amin’ny fandaharan’asa “Fifa Goal” omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2010
Sport.Kitra – CENI Handalo sivana ireo kandidà vao azo fidiana

Nifarana ny sabotsy 27 febroary teo ny fahafahana milatsaka hofidiana ho filohan’ireo seksiona sy ligy ho an’ny taranja baolina kitra araka ny daty efa napetraky ny vaomiera mahaleotena votendry hisahana ny fifidianana (CENI) izay tarihin’ny filohany, Rakotoniaina Pascal.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Martsa 2010
Sport.“For the love of basketball” Fantatra ireo hanao manasa-dalan’ny ‘senior’ lehilahy

Vita ny faran’ny herinandro teo avokoa ireo dingan’ny fifanintsanana rehetra tamin’ilay fifaninanana “for the love of basketball” izay karakarain’ny fikambanana Amis du basketball.

Hamaky ny tohiny
FTT