• Zoma 05 Jona 2020
Loisirs.Minisitry ny mponina Miantso an`i Toamasina ho tony

Miantso ny mponina ao Toamasina ho tony ary manentana azy ireo hanaraka ireo fepetra ara-pahasalamana i Naharimamy Lucien Irmah, minisitry ny mponina sy fiahiana ara-tsosialy, no sady ministra ‘coach”any amin`ny faritanin` i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Martsa 2020
Loisirs.Fiainan` antoko Hanao kongresy nasionaly ny AREMA

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Tsiafahy noho ny fankalazana ny andron' ny vehivavy ny 8 martsa lasa teo ny vehivavy sy tanora mpikambana eo anivon` ny antoko AREMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aprily 2019
Loisirs.Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

Misy kimaizimaizina kotrehina ao, raha ny fandikan’ny avy ety ivelany azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Novambra 2018
Loisirs.Fanaraha-maso ny voka-pifidianana Tonga hatreny amin’ny HCC ny vahiny

Hentitra amin`ny fanaraha-maso ny fikirakirana voka-pifidianana ny iraisam-pirenena. Nitsidika sy nijery ifotony ny vondrona eoropeanina teo anivon`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ireo mpanara-maso ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Loisirs.Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Raha ny vokatra vonjimaika manerana an’i Madagasikara halina no jerena dia mitarika ny kandida laharana faha 25 Marc Ravalomanana, vokatra izay tsara ho marihana fa vokatra mbola tsy feno ary tsy ofisialy fa fanambarana ireo voka-pifidianana avy amin’ny faritra 22.

FTT