Sport

Taekwondo ITF – Vakinankaratra Voatazon’i Fitiavana ny toeran’ny filoha


  • Alakamisy 08 Aprily 2010


Nanatontosa ny fifidianana fanavaozana ireo mpitantana azy ny 6 aprily teo ny ligin’i Vakinankaratra ka lany fanindroany ho filoha Randriamiharisoa Fitiavana filoha teo aloha. Voafidy tamin’io fotoana io koa ireo komity mpanatanteraka ka filoha lefitra Randriamizana Mamisoa, sekretera jeneraly Herimahandry Rodo Manoina, mpitantambola Jean François Christian, tompon’andraikitra ara-teknika Rakotoseheno Rivo Rolland, miampy ireo mpanolotsaina telo. Nanara-maso io fifidianana io ny solontenam-paritry ny minisitera ary ny sata vaovao mifanaraka amin’ny an’ny federasiona iraisampirenena (ITF) no nampiharina tamin’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT