- Alarobia 17 Martsa 2010
Sport.Baskety - RNS faha-35 Hanafika any Montpellier ny ABB, Cosfa ary Tafa Mahajanga
Delegasiona mafonja avy amin’ny taranja baskety, toy ny mahazatra isan-taona no hanafika ilay fifaninanana “rencontre nationale sportive” (RNS) izay hatao any Montpellier Frantsa ny 3, 4 ary 5 aprily izao ary hiditra amin’ny andiany faha-35.
Hamaky ny tohiny
