Sport

Karting – Mada Sambany hiaka-tsehatra ny sokajy zandriny


  • Zoma 16 Aprily 2010


Hotontosaina ny alahady izao eny amin’ny Circuit international «Serana Racing Kart» eny Imerintsiatosika ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny karting. Hampiavaka ny fifaninanana amin’ity taom-pilalaovana ity ny fifaninanana natokana ho an’ireo sokajy zandriny «minime» ankoatra ny «senior» sy «junior» efa mahazatra. Hanomboka amin’ny 9 ora maraina ny dingan’ny fifanintsanana santarina amin’ny «essai libre» sy ny «essai chronométré». Tsiahivina fa i Gerard louvel, ilay mpanamory avy amin’ny klioban’ny FMMSAM no tompon’ny anaram-boninahitra farany teo ary efa telo taona nisesy izao.

Hery Rabe
Taom-pilalaovana 2010
 Dingana I : 18 Aprily                                                
Dingana II : 13 Jona                                                    
Dingana III : 19 Septambra                                          
Dingana IV : 24 Oktobra                                             
Dingana V : 21 Novambra (10e Trophée)     

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT