• Alatsinainy 22 Martsa 2010
Sport.“Fast and Furious” – Mada : Ny alatsinain’ny Paska ny dingana voalohany

Fanatanjahantena mekanika, fialambolin’ny mpianakavy no haroson’ny Madavision mpikarakara ny “Fast and Furious” izay hiditra amin’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara hatao etsy amin’ny Marais Masay ny 5 aprily, alatsinain’ny Paska izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Martsa 2010
Sport.Baskety – Challenge national U22 Miteraka resabe ny ekipan’Analamanga

Niteraka resabe tokoa ny fanendrena ireo mpanazatra sy mpilalao mandrafitra ny ekipa hisolo tena ny ligin’Analamanga amin’ilay fifaninanana «Challenge national U22» izay hiainga avy amin’ny fifanintsanana isam-paritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Martsa 2010
Sport.Minisitera – Fifidianana Voatendry ireo solon’ny Talem-paritra 22

Voatendry tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ireo lehiben’ireo komitim-paritra (comité local) hisolo ny toeran’ireo talem-paritry ny fanatanjahantena sy ny tanora eny anivon’ireo faritra 22.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Martsa 2010
Sport.Kitra – CHAN 2011 Hosedrain’ny ekipa voafantin’i Boeny ny Barea

Any Mahajanga no manohy ny fampivondronana ny Barean’i Madagasikara taorian’ilay lalao mandroson’ny fifanintsanan’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika (CHAN 2011) nifanandrinany tamin’ny Palancas Negras-n’i Angola izay natao tao amin’ny kianja Rabemananjara any alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Martsa 2010
Rugby – Seksiona Ant.Rev Kandida hofidiana ho filoha amin’ny 2010-001 indray i Fafah

Nampahafantarina am-pomba ofisialy tetsy amin’ny Falda Antanimena omaly ny filatsahan-dRazafiarison François Xavier (Fafah) hofidiana ho filohan’ny seksionan’Antananarivo renivohitra (AR) amin’ny rugby.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Sport.Volley – CCCOI faha-16 Sahirankirana avokoa ny malagasy

Raha ireo lalao efa nahazoam-bokatra hatramin’ny alatsinainy tamin’ilay fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe indiana ho an’ireo klioba tompondaka andiany faha-16 izay atao ao amin’ny kianja mitafon’i Pandit Sahadeo ao Vacoas Maorisy dia azo lazaina fa sahirana ireo solontena malagasy vao aty amin’ny ady isam-bondrona.

Hamaky ny tohiny
FTT