Sport

«Futsal Show» Ny «Logistique Pétrolière» no nibata ny fandresena


  • Alatsinainy 19 Aprily 2010


Isa 4 no 1 no nandresen’ny «Logistique Pétrolière» ny ekipan’ny Jovenna nandritra ny lalao baolina kitra «Futsal show», izay lalaon’olona 5 nokarakarain’ny Tsanta Pro. Natao ity fifaninanana ity, hoy ny fanazavan’ny mpikarakara, mba isian’ny fifandraisana eo amin’ireo mpiasan’ny orinasa. Andiany faharoa ity notontosaina nandritra ny sabotsy sy alahady lasa teo ity. Ekipa 12 no nandray anjara tamin’ity andiany faharoa ity toy ny AJSM, ny Cabinet MCI, ny Aviation Civile, ny Jovenna, ny «Logistique Pétrolière» sy ireo sisa hafa.
Tanjona amin’izao lalao izao ihany koa ny fanatsarana ny fifanakalozana ara-barotra. Any amin’ny volana aogositra any ho any ny andiany fahatelo. Heverina hitarina any amin’ny faritra hafa ity fifaninanana karakarain’ny Tsanta Pro ity.

 
                                                                                                                                  Rabe  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT