- Alakamisy 25 Martsa 2010
Sport.Natathlon - Trophée Lucien-zins : Tafita hiatrika ny famaranana any Frantsa i Nomena
Fahombiazana no vokatry ny fiatrehan’i Andrianirina Lalanomena Anthony, mpilomanon’ny Esca sady mikambana ao amin’ny klioba Moufia Aquatik any La Réunion, ireo andiany roa tamin’ny fifanintsanan’ny fifaninanana lomano ho an’ny sokajy benjamin na ny natathlon ny faran’ny volana janoary sy febroary teo.
Hamaky ny tohiny
