- Alarobia 31 Martsa 2010
Sport.Kitra – Fiofanana CAF Hihatra ny karatra ho an’ireo mpanazatra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitaky fanovana goavana tokoa ny kitra Malagasy raha ny vokatry ny fifidianana fanavaozana mpitantana ireo ligy 22 tontosa ny faran’ny herinandro teo no jerena.
Hamaky ny tohinyNorombahan-dRamiandrasoa Soloniaina ilay fifaninanana triathlon andiany faha-25 natao tetsy amin’ny ANS Ampefiloha ny alahady teo.
Hamaky ny tohinyMiroso amin’ny lalina kokoa hatrany ny orinasam-pifandraisan-davitra Telma amin’ny fanohanany ny federasiona amin’ny fampiroboroboana ny kitra tao anatin’ny roa taona niarahan’ny roa tonta niasa.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Fiofanana ho an’ireo mpanazatra sy mpampianatra no nisantaran’ny federasiona malagasin’ny dihy ara-panatanjahantena (FMDS) ity taom-pilalaovana ity.
Hamaky ny tohiny