- Alakamisy 08 Aprily 2010
Sport.Minisitera – Fmf Nampahafantatra ny andraikitry ny ekipany vaovao i Ahmad
Tonga nitsidika ny minisitra Ramamonjisoa Virapin tetsy Ambohijatovo omaly i Ahmad sy ny ekipany vaovao ary nampahafantatra ireo andraikitra isam-baomiera hosahanin’ireo mpikambana ao amin’ny komity mpanatanteraka 11 mianadahy araka ny tapaka tamin’ny fivorian’izy ireo ny talata teo.
Hamaky ny tohiny
