- Alakamisy 15 Aprily 2010
Sport.Challenge national U22 Hifamerina Analamanga sy Atsinanana
Vita omaly ireo lalao ampahefa-dalan’ilay Challenge national U22 ary fantatra avokoa ireo ekipa tafita amin’ny manasa-dalana.
Hamaky ny tohinyVita omaly ireo lalao ampahefa-dalan’ilay Challenge national U22 ary fantatra avokoa ireo ekipa tafita amin’ny manasa-dalana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Samy afa-po na ny Run Mada mpikarakara na ireo mpankafy ny fanatanjahantena mekanika omaly teny amin’ny seranam-piaramanidina fahinin’Arivonimamo, toerana izay nanatanterahana ny dingana voalohan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny run.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Haresaka indray eny Arivonimamo izay hampiantrano ny andiany voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara ny alahady izao ka tompomarika amin’ny fikarakarana izany ny klioba “Run Mada”.
Hamaky ny tohiny