Sport
- Alarobia 19 Mey 2010
Sport.FMF-AJESAIA Vola aloha izay vao mivoaka ny “Certificat de transfert”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Namokatra avy hatrany ny fiverenan-dRanarivelo Yves na i Joda amin’ny fifaninanana fanamoriana fiarakodia. Norombahan’ity farany niaraka tamin’i Rila izay nitondra fiara subaru ny rallye FSAM sady dingana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyFanindroany izao i Christian Derval, 3e dan amin’ny Jiu Jitsu breziliana (JJB), 58 taona, no nandalo nampiofana teto Madagasikara. Nitondra teknisianina roa hafa izy tamin’ity indray mitoraka ity hanampy azy amin’ny fampiofanana, dia i Oceane Talvard sy William Lionetti.
Hamaky ny tohiny