- Zoma 07 Mey 2010
Sport.Tenisy – Open Gasyla Gasyva Hiaka-tsehatra indray ireo katitakely
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Lasa mahasarika ireo “sekolin’ny kitra” ny manao dingana lehibe tonga dia miatrika fifaninanana iraisam-pirenena any ivelany.
Hamaky ny tohinyVoafidy ho filohan’ny federasiona malagasin’ny baskety (Fmbb) indray ny filoha am-perinasa Ramaroson Jean Michel (Mika) tamin’ny vato 13 tamin’ireo mpifidy 13, nanoloana ilay mpifanandrina taminy, Rakotomavo Lalaina ny zoma teo, teny amin’ny Cemes Soanierana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nodimandry teo amin’ny faha-80 taonany ilay atleta zokiolona Rakototiana Jules. Namiratra teo amin’ny hazakazaka lavitrezaka ny tenany, ary matetika no nitana laharana voalohany tamin’ny fifaninanana nasionaly.
Hamaky ny tohiny