• Alarobia 28 Aprily 2010
Sport.Triathlon andiany faha-26 Eny Mantasoa ny sivana farany raha…

Raikitra indray ! Hontontosaina eny Mantasoa ny alahady izao ny andiany faha-26 amin’ny fifaninanana triathlon izay tafiditra amin’ny fifantenana farany ireo mety hisolotena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika hatao any Afrika Atsimo ny 8 mey izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aprily 2010
Sport.Kitra – As Zandrikely Lasan’ny Ezama sy ny CEG Ambohitrimanjaka

Tontosa ny sabotsy 24 aprily teo teny amin’ny kianjan’Anelotsara Ambohitrimanjaka ireo lalao famaranana miverina roa tamin’ny sokajy roa samihafa dia ny U10 sy ny U17 izay nokarakarain’ny toeram-piofanana baolina kitra As Zandrikely eny Ambohitrimanjaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aprily 2010
Sport.Dihy ankehitrio Haneho ny talentany ny «Master Jah»

Tarika mpanao soradihy miangaly ny dihy ankehitrio ny Master Jah avy any Antsirabe. Ny taona 2002 no niforonany ary nandray anjara mavitrika hatrany amin’ireo fiofanana sy atrikasa isan-karazany ny tarika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aprily 2010
Sport.Kitra - Copa Coca cola Nisongadina ny SFX sy Ste Famille

Fihaonana efatra tao amin’ny vondrona 1 no nanamarika ny andro voalohan’ny fifanintsanan’ilay fifaninanana Copa coca Cola karakarain’ny orinasa Star, ny alahady teo tetsy amin’ny kianjan’ny Esca Antanimena.

Hamaky ny tohiny
FTT