• Alatsinainy 28 Jona 2010
Sport.“Mini festival des arts martiaux” Manana talenta haiady ny tanoran’i Toamasina

Nanomana “Mini festival des arts martiaux” tao amin’ny kianja mitafon’i Soavita, ireo mpikatroka haiady Malagasy tao Toamasina ny zoma 25 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jona 2010
Sport.Ampefiloha Nivadika ady ny rugby, fito no naratra

Fito sy aotra ny isa farany teny amin’ny solaitrabe. Dia niteraka fahatezerana ho an’ireo «aotra» izany ka nikasihany tanana ilay ekipa nandresy, taorian’ny lalao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jona 2010
Sport.Jeux corporatifs andiany faha-20 Nanjaka ny BOA sy Air Madagascar

Fifaninanana tao anaty fialamboly tanteraka, miala amin’ny asa andavanandro, ny Jeux corporatifs andiany faha-20 natao tetsy Mahamasina ny sabotsy sy alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Mey 2010
Sport.Baskety – Tompondakan’Analamanga N1B ASSM sy BBC no hiady ny lalao famaranana

Fantatra ny sabotsy 22 mey teo, taorian’ireo lalao manasa-dalana natao tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ireo ekipa roa tafita hiatrika ny famaranan’ny fiadiana ny tompondakan’Analamamnga N1B.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Mey 2010
Sport.Fibatana fonjamby – FMHMC Lany ho filoha fanindroany i Harinelina

Notontosaina omaly ny fifidianana fanavaozana ireo mpitantana ny federasiona malagasin’ny fibatana fonjamby sy ny fanabonkonan-kozatra.

Hamaky ny tohiny
FTT