Sport

Tournoi Fc dandjy –Andiany faha -5 Tafakatra 1 600 ireo mpandray anjara


  • Alakamisy 09 Aprily 2015

Nitombo hatrany ireo mpandray anjara amin’ny lalao baolina kitra karakarain’ny FC Dandjy ao Mahajanga izay efa andiany fahadimy amin’ity taona 2015 ity.

 

 

 Raha 890 izy io tamin’ny taon-dasa, tafakatra 1 600 ireo ankizy tonga handray anjara amin’ny hetsika izay avy amin’ny faritra 6 eto Madagasikara dia ny faritra Boeny, Vakinankaratra, Analamanga, Sofia, Atsinanana ary i Betsiboka. Ao anatin’ny herinandro ny lalao fifanintsanana izay atao amin’ny kianja Rabemananjara ka ireo faritra 6 ireo hatrany no hifanandrina ary hiakatra amin’ny dingana famaranana. Ankizy latsaky ny 20 taona ireo mpilalao ireo ary misy hatramin’ny 6 taona mihitsy. Hetsika fanaon’i profesora Rabesa isan-taona io lalao baolina kitra io ary ny faritra Analamanga amin’ny alalan’ny 3Fa Avaradrano no miaraka mifandrimbona amin'ny fanatanterahana azy. Ny sabotsy izao no hifarana ny lalao.

                                                                                                                                          Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT