• Zoma 16 Aogositra 2013
“Grand match de fair-play”
Resin’ny ekipan-dRajao ry be môtara

Mbola mahery ny ekipan-dRajao amin’ny lalao baolina kitra raha ny lalao nitranga tao Antsirabe no jerena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Sport.CAN 2013 Voasazy ilay mpitsara malagasy

«1er tour de vita» ! Izay no mahafintina ny nanjo an’i Hamada Nampiandraza ilay hany mpitsara iraisam-pirenena, teratany Malagasy, notsongain’ny Kaonfederasiona afrikanina momba ny kitra (CAF), ho anisan’ireo mitsara lalao mandritra ny CAN andiany faha-29, tanterahina atsy Afrika Atsimo amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2011
Sport.Kick Tompondakan’i Maorisy tamin’ny K1 i Andry

Nahazoana vaovao tsara ilay mpikatroka mpila ravinahitra atsy amin’ny nosy Maorisy, Raheriniaina Iandrianina.

Hamaky ny tohiny
FTT