Sport

Rugby – Top8 Niarina ireo ekipa tsy nahazo fandresena tamin’ny andro voalohany


  • Talata 21 Aprily 2015

Nitsimbadika ny rasa ! Ireo fileovana tsy nahazo fandresena tamin’ny andro voalohany avokoa no tafavoaka nandresy tamin’ny andro fah-2 ny alahady teo teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka.

Ny Cosfa anefa no tsara toerana indrindra satria taorian’ny sahala dia nisalotra fandresena izy ireo tamin’ny andro fah-2 nanoloana an’ny TFMA tamin’ny isa 17-14. Nisantatra fandresena koa ny 3FB tamin’ny isa 17-15 nanoloana an’ny TFA, ny FTM nampiondrika an’ny STM tamin’ny moka fohy 21-20 ary ny UASC efa tany amin’ny fanalavam-potoana vao tafavoaka nandresy 36-30 nanoloana an’ny IRC raha sahala 20-20 ny isa teo amin’ny faran’ny fe-potoana ara-dalàna. Mbola ho sarotra hatreto raha ireo vokatra ireo ny ady tapakilan’ny manasa-dalana.

Rasanda Serge

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT