Sport

Fanatanjahantena an-tsekoly Antananarivo-Renivohitra Famaranana baolina kitra sy basikety ny alarobia 22 aprily


  • Talata 21 Aprily 2015

Tonga eo amin’ny lalao famaranana ankehitriny ny taranja baolina kitra sy baskety baolina ho an’ny fanatanjahantena an-tsekoly eto amin’ny “Cisco” Antananarivo Renivohitra. Ny alarobia 22 aprily tolakandro no hanatanterahana azy io etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina sy ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.

 


Baolina kitra kianjan’i Mahamasina

1:00-Lalao fanokafana : Aceeeps (profs d’Eps) # Fc/Cisco

2:00-Famaranana Ceg : Tsimbazaza # Ambohimanarina

3:00-Famaranana Lycée : Andohalo # Faravohitra

Baskety kianja mitafon’i Mahamasina

1:00-Lalao fanokafana Open zazavavy : Andohalo # Faravohitra

2:00-Famaranana Lycée zatovovavy : Ambohimanarina # Rabearivelo

3:00-Famaranana Lycée zatovolahy : Nanisana # Faravohitra

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT