- Alatsinainy 27 Aprily 2015
Sport.Judo – Tompondakan’i Afrika Nisalotra medaly alimo i Asaramanitra ary tafita ho any Rio
Nanamafy ny fahazoan-dRatiarison Asaramanitra ny tapakila hiatrehany ny Lalao olimpikan’i Rio 2016 ny nahazoany medaly alimo tamin’ny andiany fah-36 amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika natao ny faran’ny herinandro teo tany Libreville Gabon
Hamaky ny tohiny