- Sabotsy 14 Jona 2014
Sport.Afa-bela i Pays-Bas, montsany i Espagne tompondaka farany Montsan’i Pays-Bas 5 no ho 1 be izao i Espagne tompondaka farany.
Tsy nampino ny maro ny trangan-javatra nefa dia nisy araka ny tenim-bazaha hoe «Incroyable mais vrai». Tsembo-dratsy tao anaty rotsak’orana tany Brezila i Casillas mpiandry harato espaniôla fa nandihizan’i Van Persie sy Robben ny tokotanin’ny 22 m nambenany.
Hamaky ny tohiny
