Sport

Kitra – Ligy 1 Hitifitra an’ny Tana FC ny Miaramila


  • Alakamisy 23 Aprily 2015

Hotanterahina andavanandro, anio alakamisy, indray ny andro fah-15 amin’ny Ligy-1. Lalao telo no hatao eny Mahamasina ka hanokatra ny fotoana ny fihaonan’ny Mama FC sy ny IFC izay lah-2 vonjimaika.

 Aorian’io dia hanozongozona an’ny Tana FC izay lah-1 ny Cosfa izay lah-6. Hamarana ny fotoana kosa ny fihaonan’ny Vesta sy AS Adema. Lalao telo ihany koa no hatao eny Alarobia. Hanokatra izany ny fifanandrinan’ny Elgeco Plus lah-2 sy ny Hezami, harahin’ny an’ny 4FA sy Cospn ary hanakatona ny tontolo andro ny lalaon’ny STK sy St Michel.  

RasandaSerge

Filaharana

1-Tana FC (31,+20), 2-IFC (31,+13), 3-Elgeco Plus (29,+18), 4-AS Adema (28,+13), 5-Vesta (25,0), 6-Cosfa (24,+7), 7-Mama FC (21,+3), 8-ASSM (17,0), 9-Hezami (9,-16), 10-Cospn (8,-14), 11-4FAA (8,-17), 12-STK (3,-27)

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT