Sport

Rugby Kianja Parc Anosizato Mitaraina amin’ny « but » lasa misy tsivalankazo ny Tami


  • Zoma 24 Aprily 2015

Tsivalankazo sisa no mba hampiasain’ireo mpilalao rugby ŕ XV eny amin’ny kianja Parc Anosizato noho ny fahatapahan’ny tsivalamby iray avy eny avaratra. Mitaraina noho izany ny fikambanana Tami izay mampiasa ity kianja ity matetika na eo anelanelan’ny taom-pilalaovan’ny rafitra misy isan-karazany

 

. Na izany aza, nizotra tsara ny fanombohana ny fifaninanana « Coupe de l’indépendance » izay natrehan’ny solontenan’ny mpanohana mihitsy tamin’ny alahady teo teny an-toerana, ary araka ny fanazavana nomen-dRakotomamonjy Hery Jacques Sekretera Jeneralin’ny Tami, dia izy io mihitsy no nandaka ny baolina voalohany tamin’izany. Marihina fa ny sokajy D-3 no manomboka ny fifaninanana.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT