- Alarobia 11 Febroary 2015
Sport.CNaPS SPORT Nanolotra fanampiana ho an’ireo tra-boina
Araka ny antontan’isan’ny BNGRC ny alatsinainy 09 febroary 2015 tamin’ny 06 ora hariva dia mahatratra 12 194 ireo tra-boinan’ny rivo-doza Fundi tany amin’ny Distrikan’i Morombe, Toliara I sy II. Miisa 1462 ny trano tratran’ny tondra-drano ary 1123 ny trano rava. 03 kosa ireo olona namoy ny ainy ary mirefy 273ha ny tanimbary safo-drano.
Hamaky ny tohiny
