• Talata 21 Aprily 2015
Sport.Badminton – Fanokafana taom-pilalaovana Tsy nahatohitra an’i Haja Vonjinirina i Aina DTN

Nihemotra fanintelony vao raikitra noho ny fisongonan’ny hafa amin’ny fampiasana ny lapan’ny fanatanjahantena ity fifaninanana ity. Nahatratra 186 no nandray anjara tamin’ny fifaninanana fanokafana ny taom-pilalaovan’ny federasiona malagasin’ny badminton nahitana ny avy any

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2015
Sport.Tanjombato Trophy 2015 Ho fampiroboroboana ifotony ny fanatanjahantena iombonana

Ho fanatsarana ifotony ny fanatanjahantena iraisana ao amin’ny kaominina Tanjombato sy mba hampisongadinana ity kaominina ity ho fitaratry ny Noy eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena, dia nametraka vina antsoina hoe Tanjombato

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2015
Sport.Kitra – Analamanga Niakatra lah-1 ny Tana FC

Na dia efa fotoana nisinisy aza no tsy nisy mpitantana ny Tana FC dia nahavita dingana tsara. Tafakatra lah-1 vonjimaika mantsy ity ekipa izay tarihin-dRaniry mpanazatra ity taorian’ny nandavoany an’ny Vesta tamin’ny isa 1-0 omaly tetsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2015
Sport.Rugby – Top8 Niarina ireo ekipa tsy nahazo fandresena tamin’ny andro voalohany

Nitsimbadika ny rasa ! Ireo fileovana tsy nahazo fandresena tamin’ny andro voalohany avokoa no tafavoaka nandresy tamin’ny andro fah-2 ny alahady teo teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2015
Sport.Fanatanjahantena an-tsekoly Antananarivo-Renivohitra Famaranana baolina kitra sy basikety ny alarobia 22 aprily

Tonga eo amin’ny lalao famaranana ankehitriny ny taranja baolina kitra sy baskety baolina ho an’ny fanatanjahantena an-tsekoly eto amin’ny “Cisco” Antananarivo Renivohitra. Ny alarobia 22 aprily tolakandro no hanatanterahana azy io etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina sy ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2015
Sport.Volley – Amboaran’ny federasiona

Tsy misy mahozongozona ny GNVB sy ny Stef’auto

Hamaky ny tohiny
FTT