Sport

Lalao Open Ny Sahy No Drug – alahady 10 mey


  • Zoma 08 Mey 2015

Sady famaranana ny Open 22 no fanokafana ny Open 23

Ahitana lalao mangotraka eny amin’ny kianjan’ny 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy amin’ny alahady 10 mey ho avy izao fa sady hisy ireo lalao ho fanombohana ny Open Ny Sahy 23 no ho tanterahina amin’io koa ny lalao famaranana ny Open Ny Sahy No Drug andiany faha-22.

Open 23

8:00-Ajax Ankadindramamy # Fcm Mandrosoa Ilafy

10:00-Rca Ambatobe # Atm 80 lahy

Famaranana Open 22

2:00-Dufaux Mandrosoa Ilafy #Fc Black Analamahitsy

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT