• Alatsinainy 27 Aprily 2015
Sport.Slalom ASA Tana Fanindroany ho an’i Fred

Taorian’ny efa nahazoan-dRabekoto Frederic na i Fred ny dingana fah-2 amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny slalom natao tetsy Andohatapenaka herinandro vitsy lasa izay dia mbola lasany indray ary nanjakazakany mihitsy ny dingana fah-3 nokarakarain’ny ASA Tana teny Ambatomirahavavy ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2015
Sport.Fikambanana Mitambatra Hanatanteraka “Sport pour tous” eo ambany fiahian’ny minisitera

Ho laharam-pahamehana ny spaoro manomboka izao, hoy ny feo heno tetsy Andrefan’Ambohijanahary tamin’ny zoma teo. Ao anatin’ny tetikasa “Sport pour tous” izay hiahian’ny minisiteran’ny spaoro mivantana dia hanatanteraka fifaninanana isan-tsokajiny ireo fikambanana mivondrona ao anatin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2015
Sport.Taekwondo wtf Mpikatroka efatra mianadahy hifaninana any Rosia

Ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy cadet, junior ary senior hatao ny sabotsy izao eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina no fifaninanana fah-5 karakarain’ny federasiona malagasin’ity taranja ity amin’ity taompilalaovana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2015
Sport.Kitra – Ligy 1 Mifikitra eo amin’ny lohany ny Tana FC

Tsy nanova ny filaharana vonjimaika ireo vokadalaon’ny andro fah-15 amin’ny Ligy-1 eto Analamanga natao omaly. Mbola tafajanona eo amin’ny lah-1 ny Tana FC izay manana isa 34 taorian’ny nandavoany an’ny Cosfa tamin’ny isa 2-0 teny Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2015
Sport.Baskety – Analamanga Hangotraka ireo famaranan’ny N1B sy U20 anio

Fantatra taorian’ireo lalao manasadalana natao omaly tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ireo ekipa tafita hiatrika ny famaranan’ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga sokajy U20 sy N1B lahy sy vavy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2015
Sport.Rugby Kianja Parc Anosizato Mitaraina amin’ny « but » lasa misy tsivalankazo ny Tami

Tsivalankazo sisa no mba hampiasain’ireo mpilalao rugby à XV eny amin’ny kianja Parc Anosizato noho ny fahatapahan’ny tsivalamby iray avy eny avaratra. Mitaraina noho izany ny fikambanana Tami izay mampiasa ity kianja ity matetika na eo anelanelan’ny taom-pilalaovan’ny rafitra misy isan-karazany

Hamaky ny tohiny
FTT