- Alakamisy 23 Aprily 2015
Sport.Beach soccer – Afrika 300 tapitrisa ariary hatreto no vola lany
Tafaverina an-tanindrazana omaly antoandro ny delegasiona malagasy avy nandrombaka ny Amboaran’i Afrika amin’ny baolina lalaovina amin’ny torapasika natao tany Seisela izay nifarana ny alahady sady nahazo indrindra koa ny tapakilan’ny fiadiana amboara eran-tany hatao any Portugal (9-19 jolay 2015).
Hamaky ny tohiny