• Alatsinainy 20 Aprily 2015
Sport.Beach soccer – Afrika Tompondaka i Madagasikara ary hanao Mondial any Portugal

Ela ny ela, voahosotra ho tompondakan’i Afrika i Madagasikara amin’ny baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika na ny Beach soccer.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2015
Sport.Tompondakan’i Madagasikara Lasan’i Zoujou ny triathlon, Roger ny duathlon

Nanjakan’ny Ecta Vakinankaratra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara andiany fah-2 amin’ny triathlon, duathlon ary aquathlon natao teny Mantasoa ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2015
Sport.Tournoi Fc dandjy –Andiany faha -5 Tafakatra 1 600 ireo mpandray anjara

Nitombo hatrany ireo mpandray anjara amin’ny lalao baolina kitra karakarain’ny FC Dandjy ao Mahajanga izay efa andiany fahadimy amin’ity taona 2015 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Sport.Fanatanjahan-tena Nanambatra ny klioban’ny Voromahery sy ny Tiko FC

Nivondrona ho klioba iray ankehitriny ny Voromaherin’Alaotra sy ny Tiko Fc. Tanjona ny handrombahana ireo karazana fifaninanam-pirenena indrindra ny fiakarana amin’ny coupe d’Afrique.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Sport.«Coupe du président» ao Toamasina Fampisongadinana ny talentan’ny tanora malagasy

Toamasina no mandray ny « tournoi coupe du président 2015 zone centre », misy ny faritra Analamanga, Atsinanana, Analanjirofo ary Alaotra Mangoro, eo amin’ny taranja basket-ball, izay nanomboka ny sabotsy 14 martsa teo ary tsy hifarana raha tsy ny 22 martsa izao

Hamaky ny tohiny
FTT