Sport

Rugby ŕ XV Antananarivo-Renivohitra Hisy lalao rahampitso alakamisy andro tsy fiasana


  • Alarobia 13 Mey 2015

Amin’ny maha andro tsy fiasana nefa handraisan-karama ny andro rahampitso alakamisy 14 mey 2015 dia mikarakara lalao ho an’ny sokajy tanora ny seksiona Antananarivo-Renivohitra

 

 ho tontosain’ny tontolo andro manontolo eny amin’ny kianja Makis eny Andohatapenaka araka izao fandaharan-dalao manaraka izao. 

9:00-XV Top Lion # Wallabies  (Sokajy « cadet » ady ondry)

10:30-Piranha # Tmaa (Grand match de défi)

12:00-XV Rapide # XV Frère (Finale Cadet championnat 2014 ady ondry sy coue

13:30-Usa # Usi (Finale Tournoi Mafy Be Top 14)

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT