- Alarobia 29 Aprily 2015
Sport.« East Cross Kawasaki » Nampiseho ny fahaizany i Tida Claudio
Notontosaina tao Vohidrotra Toamasina II tao amin’ny toerana filalaovana “moto cross” Da Tsara Village ny alahady teo, ny fifaninanana hazakazaka moto tafiditra amin’ny ampahany voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara izay ahitana fifaninanana 10
Hamaky ny tohiny