• Alakamisy 07 Mey 2015
Sport.Atletisma Hampiantrano ny hetsika fankalazana ny andro manerantany i Toliara

I Toliara no hampiantrano ireo hetsika fankalazana ny andro manerantanin’ny atletisma taorian’ny tany Antsirabe sy Tsiroanomandidy. Hiaraka hikarakara ny hetsika ny federasiona malagasy sy ny ligin’Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Sport.Kitra – COSAFA 2015 Mpilalao 25 hifantenana ireo hiady any Afrika atsimo

Raikitra manomboka omaly eny Carion ny fampivondronana fanomanana ny Cosafa Cup hatao any Afrika atsimo. Taorian’ny fahombiazan’ny beach Soccer dia anjaran’ny baolina kitra lalaovin’olona 11 indray no hotsapaina. Hotanterahina nanomboka omaly talata 5 mey eny Carion ary tsy hifarana raha tsy ny 15 mey fampivondronana fah-3

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Sport.Kitra – Ligy1 Mifikitra eo amin’ny lah-1 ny Tana FC, niakatra lah-2 ny IFC

Lalao efatra no nanamarika ny andro fah-17 amin’ny Ligy-1. Samy nanohy ny fahombiazany ireo ekipa sokajiana ho goavana ary miezaka ny mitazona ny toerana misy azy any amin’ny lohan’ny filaharana. Ny Tana FC izay mitana vonjimaika ny lah-1 dia nampiondrika an’ny St Michel tamin’ny isa 2-0 ary tafajanona eo amin’ny lohan’ny filaharana hatrany

  • Talata 05 Mey 2015
Sport.Rugby – Mada junior Manjakazaka Analamanga

Niditra tamin’ny andro fah-2 ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy “junior” ka lalao roa indray no notanterahina omaly teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Nandrombaka fandresena fanindroany tamin’izany ny ekipan’Analamanga izay hita fa manjakazaka toy ny mahazatra amin’ity sokajy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Sport.Kitra – Ligy1 Mifikitra eo amin’ny lah-1 ny Tana FC, niakatra lah-2 ny IFC

Lalao efatra no nanamarika ny andro fah-17 amin’ny Ligy-1. Samy nanohy ny fahombiazany ireo ekipa sokajiana ho goavana ary miezaka ny mitazona ny toerana misy azy any amin’ny lohan’ny filaharana.

Hamaky ny tohiny
FTT