• Talata 05 Mey 2015
Sport.Kaomisiona tanora Rugby seksiona Tana Manohy ny « Tournoi Mafibe » sady nanome kianja ny Tami

Tontosa ny alahady teo teny amin’ny kianja Parc Anosizato Atsinanana ny lalao rugby à XV karakarain’ny kaomisiona tanora ao amin’ny seksiona Antananarivo Renivohitra tarihan’i Piso. Fantatra tamin’izany ireo ekipa roa hanao ny lalao famaranana sokajyD-3

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Sport.“Ligue des Champions”

– Manasa-dalana Hifampitana anio ny Juventus sy Real Madrid

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Sport.Ligy 1 – Mpampidi-baolina tsara indrindra Iza no handimby an’i Zlatan Ibrahimovic ?

Nivoaka ny anaran’ireo mpilalao kitra amin’ny Ligy 1 frantsay, hifaninana amin’izay nampidi-baolina tsara indrindra nandritra ity taom-pilalaovana hadiva hifarana ity. Miisa dimy izy ireo no hisafidianana amin’izay handimby an’i Zlatan Ibrahimovic.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Sport.Rafael Benitez

Hijanona efa-taona ao Naples

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Lalao ASSCA Avaradrano eny Ankadikely Efa fantatra ireo ekipa 8 sénior hiatrika ny 1.4-dalana

Taorian’ny lalao ny alahady 25 aprily teo amin’ny “Foot à 11” karakarain’ny AMITIE SPORTIVE et SOCIO-CULTURELLE AVARADRANO isaky ny Sabotsy ho an’ny sokajy 15 sy 17 taona ary ny sokajy senior eny amin’ny kianjan’ny kaominina Ankadikely, dia efa fantatra avokoa ireo ekipa valo hiatrika ny ampaha-efa-dalana eo amin’ny sokajy senior : ao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Sport.Kitra Alaotra Mangoro Mitarika hatreto ny VA. TIKO

Niady ny baolina tamin’ny alahady 26 aprily teo. Lavon’ny VA. TIKO tamin’ny isa 2- 0 ny Ekipan’ny Abattoir ACCA. Tolotra tsara avy any amin’ny gosy kely no noraisin’i Fanja dia nodakany ka nampikobana ny haraton-dry zareo ACCA

Hamaky ny tohiny
FTT