Sport

VTT – Tana Mountain Bike Fifaninanana misy dingana fito


  • Alarobia 20 Mey 2015

Hiditra amin’ny andiany fah-3 ny fifaninanana hazakazaka am-bisikileta tsy mataho-dalana Tana Mountain Bike Tour (TMBT) amin’ity taom-pilalaovana ity. Ny 7 jona hatramin’ny 15 novambra no hizoran’ny fifaninanana ka dingana fito no miandry ireo mpifaninanana mandritra ny dimy volana.

 Ny 7 jona no hanaovana ny dingana voalohany izay nomena ny anarana hoe “COT Tour”, ny 5 jolay ny dingana fah-2, ny 8 aogositra ny dingana fah-3, ny 4 septambra ny dingana fah-5, ny 17 oktobra ny dingana fah-6, ny 18 oktobra ny dingana fah-7 ary ny 15 novambra ny dingana fah-7 farany. Miendrika fiadiana ny tompondaka mihitsy izy io ho an’ireo mpiangaly ity taranja ity. Toy ny isan-taona dia hitety ireo tanàna manodidina ny renivohitra ny fifaninanana.

Rasanda Serge

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT