Sport

Rugby « commission jeune » seksiona Antananarivo Renivohitra Hangotraka ireo famaranana roa Mafy be ny alahady izao


  • Alakamisy 21 Mey 2015

Tena hangotraka ara-bakiteny ireo lalao famaranana Rugby ŕ XV fifaninanana Mafy Be ny alahady izao eny amin’ny kianja Parc Anosizato satria dia samy hiadiana omby avokoa

 

. Ny iray manomboka amin’ny 1 ora dia hifanandrinan’ny Sacra sy ny Wallabi ary ny faharoa amin’ny 3 ora dia hihaonan’ny Balami sy XV Centre. Mialoha  dia hanokatra ny fotoana amin’ny 7:00-Rcaa # XV Frères (D-1). Amin’ny 9:00-Rcts # Rcts (Cadet ady coupe). Amin’ny 10:00-Rcta # Varatraza (D-2 ady coupe koa) ary amin’ny 12:00-Htaa # Htna (D-1).

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT