Sport

Kitra – Cosafa Cup Lavon’i Madagasikara koa i Tanzania


  • Alakamisy 21 Mey 2015

Taorian’ny efa nandavoan’i Madagasikara an’i Lesotho tamin’ny andro voalohan’ny Cosafa Cup izay atao any Afrika Atsimo

 

 ny alatsinainy teo dia tsara hatrany ny vokatra azo fa nandrombaka fandresena fanindroany ny Barea omaly tamin’ny fifanintsanam-bondrona. Resin’ny Barea 2-0 i Tanzania omaly, tao amin’ny Olimpic Park. Tao anatin’ny fizaram-potoana voalohany avokoa no nahatafidirana ireo baolina roa ireo ka tompomarika  tamin’izany i Njiva (14’) sy Rhino (44’). Efa tsara toerana, araka izany, i Madagasikara ao amin’ny vondrona misy azy ka hanamafy izany ny lalao farany hihaonany amin’i Swaziland izay hatao rahampitso zoma.

Rasanda Serge

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT