Sport

Taranja iombonana Lalaon’ny nosy – La Réunion Fantatra ireo hifanintsana amin’i Madagasikara


  • Alakamisy 21 Mey 2015

Vita ny 15 mey teo tany La Réunion ny antsapaka nizarana ireo vondrona ho an’ireo taranja iombonana efatra hifaninanana amin’ny Lalaon’ny nosy andiany fah-9 hatao any La Réunion ny 1-9 aogositra izao.

 

 Nosy fito dia Kaomaoro, Madagasikara, Maorisy, Maldives, Mayotte, Seisela ary i La Réunion moa no hiatrika ity fifaninanana ho an’ireo nosy aty amin’ny Oseana Indiana ity ary taranja 15 kosa no hifaninanana. Tsiahivina hatrany fa lah-4 i Madagasikara tamin’ny andiany faha-8 farany natao tany Seisela ny 2011 teo taorian’i La Réunion  sy Seisela ary Maorisy.

Rasanda Serge

Baskety (L) :

A-Seisela, Madagasikara, Mayotte, Kaomaoro

B-Réunion, Maldives, Maorisy

Kitra (L) :

A-Seisela, Mayotte, Maldives, Madagasikara

B-Réunion, Kaomaoro, Maorisy

Hand (L) :

A-Mayotte, Madagasikara, Maorisy

B-Réunion , Kaomaoro, Seisela

Volley (L) :

A-Seisela, Mayotte, Maorisy, Maldives

B-Réunion, Kaomaoro, Madagasikara

Baskety (V) :

A-Madagasikara, Mayotte, Maorisy

B-Réunion, Kaomaro, Seisela

Kitra (V) :

A-Maldives, Mayottes, Seisela

B-Réunion, Maorisy, Madagasikara, Kaomaoro

Hand (V) :

A-Madagasikara, Mayotte, Kaomaoro

B-Réunion, Seisela, Maorisy, Maldives

Volley (V) :

A-Seisela, Maldives, Madagasikara

B-Réunion, Maorisy

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT