• Alatsinainy 11 Mey 2015
Sport.Kitra – Lalao fitsapana Lavon’ny Barea ny ekipan’Analamanga

Notsapaina tamin’ny ekipa voafantin’Analamanga omaly tolakandro teny Carion ny Barea izay manomana ny Cosafa Cup hatao any Afrika atsimo (17-30 mey). Tafavoaka nandresy tamin’ny isa 2-1 tamin’io ny ekipan-dRajaonarisamba Franck

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2015
Sport.Tenisy – Antananarivo Renivohitra Tompondaka i Mamy Ialy sy Jacquinah

Nanjakan’ireo mpilalaon’ny Asut Ankatso ny fiadiana ny tompondakan’ny seksion’Antananarivo Renivohitra. Tontosa teny Ankatso ny sabotsy sy alahady teo avokoa ireo lalao famaranana isan-tsokajiny U8 hatramin’ny ‘vétéran”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Sport.Lalao Open Ny Sahy No Drug – alahady 10 mey

Sady famaranana ny Open 22 no fanokafana ny Open 23

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Sport.Rallye Niova fiara ny ekipazy Ndrianja-Fanja fa hitondra hatrany ny anaran’ny PMU

Mitohy ny fanohanan’ny PMU ny ekipazy Ndrianja-Fanja ho an’ity taompilalaovana 2015 ity. Niova fiara matanjaka kokoa moa ity ekipazy ity. Samy afa-po ary tapakevitra ny hanony ny fiarahana ny roa tonta. Ity no taom-pilalaovana fah-3 hitondran’ny ekipazy Ndrianja sy Fanja ny anaran’ny PMU mpanohana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Mini-Masters CAI Hisy dingana enina mialoha ny famaranana goavana

Taorian’ny fahavitan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy lehilahy olon-telo miaraka dia mikarakara fifaninanana antsoina hoe “Mini-Masters” ny klioba CAI etsy Ambodin’Isotry

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Sport.Rugby – Mada junior Nomen’Analamanga ny anjarany koa i DIANA

Nandresy hatrany i Analamanga tamin’ireo lalao telo natrehiny tafiditra amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara “junior”.

Hamaky ny tohiny
FTT