- Alarobia 13 Mey 2015
Sport.Rugby à XV Antananarivo-Renivohitra Hisy lalao rahampitso alakamisy andro tsy fiasana
Amin’ny maha andro tsy fiasana nefa handraisan-karama ny andro rahampitso alakamisy 14 mey 2015 dia mikarakara lalao ho an’ny sokajy tanora ny seksiona Antananarivo-Renivohitra
Hamaky ny tohiny