Sport

Baskety – Tompondakan’i Madagasikara Ho fantatra anio ireo hanao manasa-dalana


  • Zoma 29 Mey 2015

Taorian’ny iray andro fialantsasatra taorian’ny dingan’ny fifanintsanam-bondrona dia hotontosaina anio ireo lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy N1B vehivavy sy U20

 zazalahy izay atao any Mahajanga. Mbola manana solontena telo Analamanga hiatrika ny ampahefa-dalan’ny N1B vehivavy ary iray avy ny an’Atsinanana, DIANA, Vakinankaratra, Boeny ary Alaotra Mangoro. Ho an’ny U20 zazalahy kosa dia manana ekipa tafita hiady anio i Boeny ary iray avy ny an’Analamanga, DIANA, Atsinanana, Vakinankaratra ary Matsiatra Ambony.

Rasanda Serge

N1B vavy
FBC Analamanga # BBCM Analamanga
CRJS Atsinanana # USJBN DIANA
FFPRO BCTM Vakina # ASF Analamanga
JSB Boeny # CBB OTIV Alaotra Mangoro

U20 lahy
Cosfa Analamanga # Sporting DIANA
USF Matsiatra Ambony # JSB Boeny
ASCB Boeny # SBC Vakina
ASCUT Atsinanana # NCBB Boeny

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT