Sport

Webcup 2015 Ny «Future team» no hisolotena an’i Madagasikara


  • Talata 26 Mey 2015

I Babay Prince, Toto Zara Emilie, Ralambo Tiana, mandrafitra ny «Future Team» no hisolotena an’i Madagasikara amin’ny famaranana ny «Webcup 2015» na ny hakingana mamorona tranonkala aterineto ao anatin’ny 24 ora, aty amin’ny ranomasimbe indianina.

 

 Ny «Future Team» no nivoaka ho mpandresy tamin’ny fifaninanana nasionaly natao ny faran’ny herinandro teo tetsy Ampefiloha, nahitana an’ny Sparks, Hibousoft, Future team, H2P, Unknown, Arche Team, Capitalize ary ny Misa. Ny «Future Team» izany no hifampitana amin’ny solontenan’i Kaomaoro, Mayotte, Seysela, Rodrigues ary La Réunion amin’ny famaranana. Marihina fa tarika avy eto Madagasikara, mpianatry ny ITU University Andoharanofotsy no nandrombaka ny andiany 2014.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT