Sport

Jeux corporatifs Taranja folo no hifaninanana eny Vontovorona


  • Zoma 29 Mey 2015

Hiditra amin’ny andiany fah-3 ny fifaninanana ho an’ireo orinasa hatao eny amin’ny Les Herons Vontovorona. Ny 18-19 jolay no hanaovana ny fifaninanana ka taranja folo no voalahatra azo handraisana anjara.


  Anisan’izany ny baolina kitra lalaovin’olona 7, ny baskety sy volley lahy sy vavy mifangaro, ny tsipy kanetibe olon-telo miaraka, ny lalao karatra, ny cross country amin’ny halavirana 10km, ny tenisy anaty efitrano ho an’olon-droa lahy sy olon-droa vavy, ny billard, ny tenisy ambony latabatra ary ny lalao PS3 Fifa 2015. Ny 10 jolay ny farafisoratana anarana ary ny 15 jolay ny datin’ny fivoriana ara-teknika hifampidihan’ny mpikarakara sy ny solontenan’ireo mpandray anjara.

Rasanda Serge

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT