- Alarobia 10 Jona 2015
Sport.Lalaon’ny Nosy and-9 Atleta 230 amin’ny taranja 15 no ho any la Reunion
Nanao tatitry ny zava-bita nandritra ny enim-bolana voalohany omaly ny minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Nifandimby nanao ny tatitra mifanandrify amin’ny andraikiny avy ireo tale maro ao amin’ny Minisiteran’ny tanora sy ny
Hamaky ny tohiny