Sport

Baskety – Mada Tompondaka ny FBC Analamanga sy ASCB Boeny


  • Talata 02 Jona 2015

Nifarana ny alahady teo tany Mahajanga ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara tamina sokajy roa samihafa. Voahosotra ho tompondaka tamin’ny sokajy N1B vehivavy ny FBC

 Analamanga izay nandresy an’ny CRJS Atsinanana tamin’ny isa 61-57 tamin’ny famaranana. Lah-3 ny JSB Boeny rehefa nandresy an’ny FFPro Vakinankaratra tamin’ny isa 71-62. Nandrombaka ny anaramboninahitra ho an’ny sokajy U20 zazalahy kosa ny ASCB Boeny izay nampiondrika an’ny Ascut Atsinanana tamin’ny isa 80-77 tamin’ny famaranana. Lah-3 tamin’io sokajy io kosa ny Cosfa Analamanga rehefa nandavo an’ny USF Matsiatra ambony tamin’ny isa 75-71 tamin’ny fiadian-toerana.

Rasanda Serge

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT