• Talata 19 Mey 2015
Baskety – N1B . U20 Tompondaka ny JBC sy MB2ALL

Voahosotra ho tompondakan’ny sokajy N1B lehilahy ny JBC Atsimo Andrefana ary ny MB2ALL ho an’ny U20 zazavavy. Ho an’ny N1B lehilahy dia resin’ny JBC tamin’ny famaranana ny COSMOS DIANA (91-82). Lah-3 kosa ny USF Matsiatra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Mada Boss Lasan’i Trema sy Taratra ny tapakila mankany Frantsa

Norombahan’ny ekipan’i Trema sy Taratra ny anaram-boninahitra tompondakan’i Madagasikara “boss” ho an’olon-droa izay natokana ho an’ireo mpitantana orinasa ary natao tetsy amin’ny CBT Mahamasina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Sport.Tenisy – Premium Challenge Lasan’Andrianorosoa Bakoly ny tapakila mankany Frantsa

Ny ekipa misy an-dRakotobe Nantenaina (MEN) sy Rampanarivo Aro, tompona kabinetra mpitsabo nify no nandrombaka ny fandresena tamin’ny sokajy olon-droa lehilahy rehefa nandavo an-dRasamimanana Tiana sy Rasaminanana Thomas (Festissimo).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Sport.Grand Tournoi d’Antsirabe andiany faharoa Mbola hiaraka hisalahy ny FFB Antsirabe sy ny club 3FA Avaradrano

Raha ny tatitra azo tamin-dRakotonirina Harison Philibert tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny club 3FA Avaradrano sy Radomahefa Hery Tiana tompon’andraikitra voalohany amin’ny club FFB Antsirabe dia ny alahady 23

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Sport.Rugby – Top 8 Tompondaka ny 3FB

Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ny 3FB. Lavony tamin’ny famaranan’ny Gold Top-8 omaly tetsy Mahamasina ny Cosfa tamin’ny isa 19-17. Marihina anefa fa ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Sport.9e Rallye Total Voatazon’i Boom sy Berthin ny anaram-boninahitra

Araka ny efa nampoizina dia ny adin’ny ekipazy Boom-Berthin nitondra Mitsubishi Evolution X sy Mathieu-Tsiresy nanamory Mitsubishi Evo-IX no tena nanamarika ny Rallye Total andiany fah-9 sady dingana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT